tkg_jhn_text_reg/01/22.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 22 Avy eo indreo nizaka taminy hoe:"iza anao,mba ahafanay magnome valin-teny andreo izay nagniraky anay? Ino no hagnambaranao momban'gne tegnanao?\v 23 Ho izy hoe:"izao gne feo, mangaiky mafy agny agn'efitry hoe: anio mahitsy gne lalan'ny Tompo, araky gne voazakan'Isaia mpaminagny."