tkg_jhn_text_reg/04/46.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 46 Ary avy tao kana ao Galilia indraiky izy, izay toera nampodia gne rano ho divay. Nisy tandapa raiky izay nanà zanaka laha marary tao Kapernaony. \v 47 Rehefa reny fa avy agny Jodia ho agny Galilia Jesosy, da nandea teo amin'i Jesosy izy ary nangataka taminy mba hidigny ary hagnasitrany gne zanany laha, izay efa ho faty.