|
\v 28 Noho izany da namela gne sininy raviavy, ka nandea niverigny tagny an-tanà,ary nizaka tame olo hoe: \v 29 "Handea, agnety gne lelah izay nizaka gne vitako rehetra. Tsy ho Kristy izany, sa ve izy?" \v 30 Da niala teo an-tanà indreo ka nadea aminy. |