tkg_jhn_text_reg/10/11.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 11 Iao gne mpiandry tsara. Gne mpiandry tsara da manolotry gne ainy hamonje gne ondriny. \v 12 Gne mpikarama da tsy mpiandry ary tsy tompon'gne ondry. Raha nahita amboadia magnato izy da hiala gne ondry ka hilefa, ary gne amboadia misambotry sy mampimparitaky andreo. \v 13 Milefa izy satria mpikarama ka tsy miraharaha gne ondry.