1 line
356 B
Plaintext
1 line
356 B
Plaintext
\v 27 \v 28 \v 29 Hoy izy tamigny hoe:''Eny, Tompo, minoaho fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao.'' Rehefa voambaragny izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavavigny. Hoy izy hoe:''Tonga gne Mpampianatra ary mangaiky anao izy.'' Rehefa ren'i Maria izà, da nitsangagna malakyizyda nandeha aminy. |