tkg_jhn_text_reg/10/01.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Zàkaiko aminareo,marina, da marina,tokoa, fa izay tsy miditra gne vavahady ho amè valan'ondry, fa mandeha lalana hafa, da mpangalatra sy mpandroba izy. Fa izay miditra gne vavahady kosa gne mpiandry ondry tsara.