tkg_jhn_text_reg/11/15.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 15 Faly iao, nohon'gne aminareo, fa tsy tam'gnagny Iao mba hahatonga anareo hino. Andeha isika ho agny aminy. '' \v 16 Tomasy, izay angia hoe Didymo, da nizàka tamindreo mpianatry namany hoe: ''Andeha koa isika mba hiara-maty amin'i Jesosy.''