tkg_jhn_text_reg/01/32.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 32 jaona nagnambara, manao hoe:"nahita gne fagnah nidigny avy any an-danitra mitovy ame voromamanga aho, ary nipetraka teo amboniny izan.\v 33 Tsy nahafatatry an'azy aho, fa izy gne nagniraky anah hagnamboatry batisa ame rano nizaka tamiko hoe:' eo ambonin'izay hitanao hidignany gne fagna sy hipetrahany eo aminy, izy raiky izay magnano batisa ame fanahy masina.' \v 34 Sady nahita aho no nagnambara fa izy gne zanak'Andriamanitra."