tkg_jhn_text_reg/20/16.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 16 Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"Maria." nitodiky izy, ary nizaka taminy tame zaka Hebreo hoe:"rabôny" (izay midika hoe:"mpampianatry.") \v 17 Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"ka mikasiky anaha, fa tsy mbola niakatry agny ame Ray ao, fa mandeana agny amindreo rahalaiko ary zakay andreo fa hiakatry agny ame Raiko sy Rainareo ahao, ary gne Andriamanitriko sy Andriamanitrinareo."\v 18 Nandea Maria Magdalenina ary nizaka ireo mpianatry hoe:"nahita gne tompo aho," ary ireo raha ireo no nozakainy taminy.