tkg_jhn_text_reg/11/10.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 10 Kanefa, raha mandeha amè ariva izy, da ho tafato satria tsy ao aminy gne fahazavà.'' \v 11 Nagnambara ireo zavatra ireo Izy, ary tafaran'ireo zavatry ireo, da hoy Izy tamindreo hoe: '' Resin-tory Lazarosy namantsika, fa handeha Iao mba hafahako mamoha anazy amè torimaso.''