tkg_jhn_text_reg/18/17.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Avy eo ilay mpanompo vavy, mpiamby vavahady, nizàka tamin'i Petera hoe:"Anao koa ve tsy raiky amin'gne mpianatr'io lelà io?" Hoy izy ho:"Tsy oizy aho." Ary nitsanga teo indreo mpanompo sy indreo mpianadry raharaha, ary namelo hafo namindroany indreo,satria nanara gne andro; ka nagnafana gne aindreo. Petera koa niaraky tamindreo, nitsanga teo ary nagnafana gne ainy.