1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 12 \v 13 \v 14 Noho izà ireo tarika miaramila sy gne kapiteny, ary indreo mpiandry raharahandreo Jiosy, da nisambotry an'i Jesosy ary namatotry Azy. Nentindreo tagny amin'i Anasy Izy aloha, satria izy da rafozan-dahin'i Kaiafa,Izay mpisoronabe tamin'io. Ary Kaiafa da ilay nanome hevitry indreo Jiosy fa tsara tokotry raha misy olo raiky maty ho an'gne vahoaky. |