tkg_jhn_text_reg/15/26.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 26 \v 27 Rehefa ho avy ilay Mpagnanatry- izay hirako aminareo avy amè Ray, ilay, Fanahin'gne fahamarinagna, izay mivoky avy amè Ray-da hagnambara gne momba Ahy Izy. Anareo ihany ko da mijoro vavolombelogna satri efa niaraky tamiko hatragny am-piandohana anareo.