|
\v 12 Raha nagnambara taminareo gne raha tety an-tany aho nefa tsy hinoanareo, ame fomba akoinga no hinoanareo ahy raha hitantara aminareo gne zava-misy agny an-danitry aho?\v 13 Tsy nisy niakatra agny an-danitry afa tsy gne nidigny avy tagny, da gne zanak'olo izany. |