tkg_jhn_text_reg/10/34.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 34 \v 35 \v 36 Namaly andreo Jesosy hoe:'' Tsy efa voasoratra ao amè lalànareo ve hoe:' Hoy Aho hoe:' Andriamanitra anareo'''? Raha niantso irenyho Andriamanitra izy, da ho an'iza izà gne niavian'gne zákan'Andriamanitra (arygne Soratra Masina da tsy azo foanagna), moa ve ilay nohamasinin'gne Ray sy nirahina ho amin'izao tontolo izao gne ataondreo hoe:'Mizáka ratsy Anao,' noho Izaho nizáka hoe:'Izaho gne Zanakan'Andriamanitra'?