1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 22 Avy teo tonga gne fetin'gne fanokanagny tao Jerosalema. \v 23 Manara gn'andro tamin'izà, ary Jesosy nitsanga teo an-kianjan'gne tempoly teo amè fialotry i Solomona. \v 24 Avy eo nitangoronandreo Jiosy Izy ary nizàka taminy hoe: ''Mandrapahovia gne hampisalasalanao anay? Raha Anao gne Kristy, da hambaray hampabemasho aminay etoa.'' |