tkg_jhn_text_reg/17/25.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 25 \v 26 Ray marina ô, tsy nahafantatry Anaoizao tontolo izao, fa Izaho mahafantatry Anao; ary indreo mahafantatry fa nagniraky Ahy Anao. Nampahafantariko andreo gne anaranao, ary mbolaho hampafantariko izay mba ho ao amindreogne fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho ho ao amindreo."