tkg_jhn_text_reg/17/22.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 22 \v 23 Gne voninahitry izay nomenao Ahy, da nomeko andreo, mba ho raiky indreo, taky gne maha riky antsika. Izaho ao amindreo, ary Anao ato amiko-ka ho tena raikytanteraky tokotry indreo, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa nagniraky Ahy Anao, ary nitia andreo taky gne nitiavanao Ahy.