tkg_jhn_text_reg/17/12.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Aho, da nitagna andreo tamin'gne anaranao, izay nomenao Ahy.Niaro andreoAho, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezana ihany,mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Aho, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Aho mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, taky Ahy tsy an'iza tontolo izao.