tkg_jhn_text_reg/17/09.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Mivavaky ho andreo Aho. Tsy ho an'izao tontolo izao Aho faho andreo zay nomenao Ahy, noho indreo Anao. Gne zavatry rehetra izay Ahy da Anao, ary zay Anao da Ahy, ary hankalazaina amindreo Aho. Tsy amin'izao tontolo izao etsana Aho, fa ireo olo reo da eto amin'izao tontolo izao, ary magnato anareo Aho. Ray Masina ô,tazomy amè anaranao izaynomenao Ahy indreo mba hitambatry ho raiky, taky gne maha raiky Antsika.