tkg_jhn_text_reg/17/06.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Nampahafantatra gne anaranao tamin'gne olo izay nomenao Ahy avy amin'izao tontolo izao Aho. Anao raiky, ary nomenao Ahy, ary notandremany gne zàkanao. Ankehitriny fantatrindreo fa gnezavatry rehetra izay nomenao Ahy daavy aminao, satria nomeko andreo avokoa gne zàka zay nomenao Ahy. Noraisindreo ireo ary fantany marina tokotry fa avytaminao Aho, ary nino indreo fa Anao gne nagniraky Ahy.