tkg_jhn_text_reg/17/03.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Izao gne fiainagna mandrakizay:da gneahafantarandreo Anao, ilay Andriamanitra tokana sady marina, ary Izy izay niranao,da Jesosy Kristy. Nankalaza Anao aho teto an-tany. Efa vitako gne asa izay nomenao Ahy ho ataoko. Ankehitriny, ry Ray, hankalazao miaraky amè tegnanao Aho amè voninahitry izay nanagnako niaraky taminao talohan'gne nahavitany zao tontolo izao.