tkg_jhn_text_reg/17/01.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Rehefa avy nizáka ireo zavarty ireo Jesosy da nanandratry gne masony ho amè lanitry Izy ka nizàka hoe: "Ray ô, tonga gne fotoa, mankalazà gneZanakao mba hankalazan'gne Zanaky Anao_ tahaky gne nagnomezanao Azy fahefagna ambonin'gne nofo rehetry mba hanomezany fiainagna mandrakizay ho an'izay rehetry nomenao Azy.