tkg_jhn_text_reg/16/32.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 32 \v 33 Indro, tonga izao gne fotoa, eny, tonga tokotry, rehefa hiparitaky anareo, gne tsirairaiky samy agny amè tragnony avy manokagna, da havelanareo raiky Aho. Nefa tsy raiky Aho satria miaraky amiko gne Ray. Efa nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo mba hanagna fiadanagna ato Amiko anareo. Managn'olo anareo eto amin'izao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy izao tontolo izao Aho."