tkg_jhn_text_reg/16/29.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 29 \v 30 \v 31 Hoy gne mpianatriny taminy hoe: "Hiteo,Ankehitriny Anao mizáka mazava tsara ary tsy mampiasa ohatra. Fantatray ankehitriny fa mahafantatry gne zava-drehetry Anao, ary tsy misy tinao hametraky fanontania aminao. Noho izà, da mino izay fa avy amin'Andriamanitra Anao." Namaly andreo Jesosy hoe:"Mino amin'izay ve anareo?