tkg_jhn_text_reg/16/26.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 26 \v 27 \v 28 Amin'izá andro izà da hangataky amè anarako anareo ary tsy hizàka anareo Aho hoe hivavaky amè Ray ho anareo, fa gne Ray mitsy gne tia anareo satria nitia Ahy anareo ary nino fa avy agny amè Ray Aho. Avy amè Ray Aho, ary tonga teto an-tany. Fa hiala izao tontolo izao Aho ary ho agny amè Ray."