tkg_jhn_text_reg/16/22.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 22 \v 23 \v 24 Ka malahelo anareo ankehitriny, kanefa Aho mbola hifakaita aminareo indray, ary ho faly gne fonareo, ary tsy hisy hangala izà hafalianareo izà aminareo. Amin'izà andro izà da tsy hangataky amiko na ino na ino anareo. Ambarako aminareo, marina, da marina tokotry, raha mangataky na ino na ino amè Ray amè anarako anareo, da homeny anareo izà. Hatramin'izao anefa tsy mbola nangataky na ino na ino tamin'gne anarako anareo. Mangataha, da homena anareo mba ho feno gne hafalianareo.