tkg_jhn_text_reg/16/17.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Avy eo gne sasany tamindreo mpianatriny nifampiresaky hoe:"Ino ary izà zàkainy antsika izà hoe:'Afaky fotogna fohy da tsy hahita Ahy etsana anareo ary afaky fotogna fohy hafa da hahita Ahy indray anareo,' sy hoe: 'Satria ho agny amè Ray Aho'?" Noho izà da hoy indreo hoe:"Ino ary izà zàkainy izà hoe:' afaky fotogna fohy'? Tsy fantatray gne tiany hambara."