tkg_jhn_text_reg/16/15.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Izay rehetra anagna'gne Ray da Ahy/ Noho izà, nizàka Aho fa ilay Fanahy da hangala amn'izay Ahy ary hizàka izà aminareo. Afaky fotona fohy da tsy hahita Ahy etsanaanareo, ary afaky fotona fohy hafa da hahita Ahy indray anareo."