tkg_jhn_text_reg/16/12.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 12 \v 13 \v 14 Managna zavarty maro hambara aminareo Aho, fa tsy ho azonareo gne hevitr'izà zao. Kanefa,rehefa tonga izy,Fanahin'gne Fahamarinagna, da hitariky anareo ho amè fahamarinagna rehetra,satria tsy hizàka avy amè tegnany izy, Fa hizàka izay rehetra reny izy, ary hizàka aminareo ireo zavatry izay ho avy. Hanome voninahitry Ahy izy, satria gne avy Amiko ihany gne hambarany aminareo.