tkg_jhn_text_reg/16/03.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Ho ataondreo izà satria tsy mahalala gne Ray na gne Ahiko indreo. Nozàkaiko anareo ireo zavarty ireo mba rehefa avy gne lerandreo, da ho tsaronareofa efa nozàkaiko taminareo gne momba andreo. Tsy nambarako taminareo ireo zavatry ireo tagny am-piandohagna, satri mbola teo aminareo Aho.