tkg_jhn_text_reg/16/01.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 1 \v 2 "Nozàkaiko taminareo izà zavarty reheta izà mba tsy afa-baraky anareo. Ho roahindreo ao amè synagoga anareo. Fa tonga gne andro rehefa hihevitry izay rehetry mamono anareo fa indreo da manolorty zavatry tsar ho an'Andriamanitra.