tkg_jhn_text_reg/15/20.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 20 \v 21 \v 22 Tsarovy gne zàka nozàkaiko taminareo hoe:'Gne mpanompio da tsy zàkabe noho gne tompogny.' Raha nagnia Ahy indreo,da hianinareo koa; ary raha nitandrigna gne zàkako indreo, da hitandrigny anareo koa. Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Anarako, satria tsy fantatrindreo Izy izay nagniraky Ahy. Raha tsy tonga sy nizàka tamindreo Aho,da tsy nanota indreo, fa ankehitriny tsy afa-miala amè fahotany idreo.