tkg_jhn_text_reg/15/18.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 18 \v 19 Raha tsy tia anareo izao tontolo izao, fantaro fa tsy tia Ahy izy talohan'gne tsy nitiavany anareo. Raha avy amin'izao tontolo izao anareo, da ho tian'izao tontolo izaotaky gne azy anareo. Fa sartia tsy an'izao tontolo izao anareo ary nofidiko hiala amin'izao tontolo izao, noho izà da tsy tian'izao tontolo izao anareo