tkg_jhn_text_reg/15/03.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Efa madio anareo noho ilay hafatry izay nozàkaiko taminareo. Midoboa ato amiko, ary Izaho ao aminareo. Tahaka gne sampagna tsy afaka mamokatry voankazo amè voaloboky izà, da toy izà koa anareo, rahatsy midoboky ao amiko.