tkg_jhn_text_reg/14/28.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Efa renareo Aho nizàka taminareo hoe:' Andeha Aho, ary hipody agny aminareo indray.'Raha nitia Ahy anareo, da tokotry hifalifaly satria handeha amè Ray Aho, satria gne Ray da zàkabe noho Izaho. Ary nozàkaiko anareo dany mbola tsy mitranga izà, mba hino anareo, rehefa mitranga izà. Tsy hizàka maro aminareo etsana Aho, fa efa ho avy gne mpnampaky izao tontolo izao. Tsy managna fahefana Amiko izy, fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako gne Ray, da ataoko tahaka gne nandidian'gne Ray Ahy. Andeha hitsangana isika ary hiala ety."