tkg_jhn_text_reg/14/25.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Efa nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo, raha mbola nijanogna taminareo Aho. Kanefa, ilay mpagnanatry-ilay Fanahy Masina, izay hirahin'gne Ray amè Anarako_izy gne hampianatry anareo gne zava-drehetry sy hampatsiaro izay rehetry nozàkaiko taminareo. Fiadanako gne apetrako ho anareo; omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko ohatran'gne fanomen'izao tontolo izao izaà. Aza apetraky halahelo gne fonareo,ary aza matahotry.