tkg_jhn_text_reg/14/15.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Raha tia Ahy anareo, da hitandrigna ireo didiko, ary hivavaky amèRay Aho, da hanome anareo Mpagnanatry hafa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay izy- ny Fanahin'gne fahamarinagna. Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry Azy. Fa anareo koa mahafantatry Azy, satria midoboky miaraky aminareo Izy ary ho ao anatinareo.