tkg_jhn_text_reg/14/10.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 10 \v 11 Tsy mino ve anareo fa ao amè Ray Aho ary gne Ray ato amiko? Ireo zàka zàkaiko aminareo da tsy zàkaiko avy amè fahefako manokana, fa ilay Ray velona ato anatiko gne manao gne asagny. Minoa Ahy fa Izaho da ao amè Ray , ary gne Ray ato amiko, raha tsy izà da minoa noho ireo asa manokagna.