tkg_jhn_text_reg/14/04.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo mahalala izay ombako." Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantatray izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" Hoy Jesosy tamigny hoe:"Izaho gne lalagna,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy manatogna gne Ray raha tsy amè alalako. Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo."