tkg_jhn_text_reg/14/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 "Aza malahelo gne fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. Ao an-tranon'gne Raiko misy fidobohagna maro; raha tsy izà, da efa nizàka taminareo Aho, fa handeha hamboatry fidobohagna ho anareo Aho. Ary raha handeha hamboatry fidobohagna ho anareo Aho, da ho avy indray ka handray anareo ho agny amiko, ka izay idoboa gne hidoboanareo koa.