tkg_jhn_text_reg/12/48.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 48 Izay mandà Anah sy tsy mandray gne zakako, da managny raiky izay mitsara anazy. Ilay zaka izay nambarako gne hitsara anazy am'gnandro farany. \v 49 Fa Iao tsy mizàka ho Anah, fa ilay Ray izay nagniraky Anah, izay nagnome Anah gne didy amin'izay ho zakay sy ho ambara. \v 50 Fantatro fa gne didiny da fiaignà mandrakizay, koa izay zakaiko_da zakaiko araky izay nozàkain'gne Ray tamiko."