tkg_jhn_text_reg/12/39.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 39 ho izà antony izà da tsy nino indreo, araky gne voazakan'i Isaia fehizay hoe: \v 40 "Nohajambaigny gne masondreo, ary nohamafishiny gne fondreo; mifanohitry amin'izà indreo da te-hahita amè masondreo ary hahazo amè fondreo, ka hitodiky, ary Iao hanasitragny andreo."