tkg_jhn_text_reg/11/54.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 54 Ary Jesosy tsy nandeha nishehosheo teo andreo Jiosy esana, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitry hegnagny an-tanà atao hoe Efraima. Ary nidoboky tao Izy sy ireo mpianatry. \v 55 Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy, ary maro tamindreo tagny ivelan'gne tanà gne niakatry tao Jerosalema mialohan'gne Paska mba hagnadio gne tenandreo.