tkg_jhn_text_reg/11/51.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 51 Ary izay nozakainy da tsy naniny ho anazy avao. Fa kosa, noho izy mpisoronabe tamin'io tao io, da naminagny fa tokotry ho faty ho an'gne firenegny Jesosy; \v 52 ary tsy ho an'gne firenegny fotsiny avao, fa mba hampiray gne zanak'Andriamanitra izay niparitaky koa. \v 53 Ka nanomboky tamin'io andro io da nagnano tetiky gne fomba hamonoa an'i Jesosy indreo.