1 line
355 B
Plaintext
1 line
355 B
Plaintext
\v 27 Hoy izy taminy hoe: ''Eka, Tompo, mino iao fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitry, ilay ho avy eto amin'izao tontolo izao.'' \v 28 Rehefa voazakany izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavaviny. Hoy izy hoe: ''Tonga gne Mpampianatry ary mangaiky anao izy. '' \v 29 Rehefa ren'i Maria izà, da nitsanga malaky izy da nandeha negnagny. |