tkg_jhn_text_reg/11/24.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 24 Marta nizàka taminy hoe: ''Fantako fa hitsanga indraiky izy amè fitsanganan'gne maty amè andro farany.'' \v 25 Da hoy Jesosy taminy hoe: ''Iao gne fanangana gne maty ary fiaigna; izay mino Anah, na da maty aza izy, da ho velo; \v 26 ary na ia na ia velo ka mino Anah da tsy ho faty mandrakizay. Mino izà anao?''