tkg_jhn_text_reg/10/34.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 34 Namaly andreo Jesosy hoe: '' Tsy efa voasoratry ao amè lalànareo gne hoe: ' Hoy Iao hoe: '' Andriamanitry anareo'''? \v 35 Raha nangaiky iregny ho Andriamanitry izy, da ho an'ia izà gne niavian'gne zakan'Andriamanitry (ary gne Soratra Masina da tsy azo foanagny), \v 36 ilay nohamasinin'gne Ray sy nirahina ho amin'izao tontolo izao gne haninareo hoe: 'Mizàka ratsy Anao,' noho Iao nizàka hoe: 'Iao gne Zanakan'Andriamanitry'?