tkg_jhn_text_reg/08/54.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 54 Jesosy namaly hoe:"raha mampalaza gne tegnako aho,da ho tsinotsino gne voninahitriko; gne Raiko izay aninareo ho Andriamanitry no mampalaza anà. \v 55 Tsy fatanareo izy,fa iao gne mahafatatry an'azy. Raha mizaka aho hoe:'tsy mahafatatry an'azy aho,' da mitovy aminareo, mpavandy. Kanefa,fatako izy ka mitadrina gne zakany aho. \v 56 Gne rainareo da nifaly nahita gne androko; nahita izany izy da faly."