tkg_jhn_text_reg/08/52.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 52 Hoy indreo Jiosy tamin'azy hoe:"amizao fatanay fa mana satana anao. Efa maty Abrahama sy indreo mpaminany; kanefa anao mizaka hoe:'raha misy mitandrina gne zakako,da tsy hahita fahafatesa mandrakizay izy.' \v 53 Tsy zakabe noho gne rainay Abrahama izay efa maty anao, sa zakabe? Indreo mpaminany evakoa da maty. Magnano gne tegnanao ia loatry anao?"